Bevohoka ve aho raha ny fahafantaranareo azy?

avatar
il y a un an

Nanao “implant” aho nandritra ny 1 taona d nesoriko t@ 22 septambra teo d tsy nihinana pilule za nanomboka tamizay. Ary mbol tsy niverina ny regleko hatramin’izao. Nanao firaisana anefa aho t@ 4 Novambra. Taorinan’io dia nisy an’ireto tranga ireto niseho tamiko: marary ny nonoko - mis fotoana manaintaina eo ambany kiboko - lasa tendakanina be za. Nanao test anefa za t@ maraina dia negatif ny valiny,d tsy fantatro hoe bevohoka ve sa nisy fikorontanana ny hormone-ko hatramin’ny nanesorako anle “implant”.

avatar
il y a un an

Taorinan’ny nanesoranao anle “implant” mety hisy fikorontanana hormone fa raha tsy te hobevohoka ianao dia mila manao firovana isakin’ny manao firaisana, fa ny regle mety mbola ho ela vo miverina

avatar
il y a un an

Fikorontanana hormone zan mahazo anao zan, manaova test ndray afak andro vitsivitsy raha mbola tsy miverina ny regle

avatar
il y a un an

Efa te hiteraka nga nareo ? raha mbola tsy te hiteraka de mampiasa preservatif

avatar
il y a un an

ie efa te hiteraka zay

avatar
il y a un an

ie efa te hiteraka zay

avatar
il y a un an

manaova test ndray ref afaka elaela fa mety mbola aloha lotra angamba d tsy azo antoka le test

Pour repondre, veuillez vous identifier ou creer un compte.

S'identifier S'inscrire