Aloha lotra ve raha 16 taona no manao firaisana?

avatar
il y a un an

Vao 16 taona aho zao ary ny sipako 18 taona , izy no sipako voalohany fa izy efa niaraka tamin’olona talohako , aloha loatra ve raha manao firaisana izahay

avatar
il y a un an

ianao ihany no mahalala ny toebatanao raha efa vonona amizany

avatar
il y a un an

fa inona anefa no mahamaika e ?

Pour repondre, veuillez vous identifier ou creer un compte.

S'identifier S'inscrire