Inona kay no aretiko fa marary fon eo ambany kiboko ?

avatar
il y a un an

Efa hatramin’ny maraina zay no narary foana eo ambany kiboko de rehefa mipipy za d marary be fon. Inona kay no mety mahazo anah ?

avatar
il y a un an

Raha marary rehefa mipipy zan mety infection urinaire an, manantona doc haingana

avatar
il y a un an

Raha marary rehefa mipipy zan mety infection urinaire an, manantona doc haingana

avatar
il y a un an

Misaotra

Pour repondre, veuillez vous identifier ou creer un compte.

S'identifier S'inscrire