Te hiverina hihinana pilule indray , inona no tokony ataoko?

avatar
il y a un an

Efa 3 taona aho no nijanona tsy nihinana pilule, de niverina nihinana aho t@ andro nanombohan regleko de afako 2 andro nijanona regleko de nihinan fon aho nandritran 6 andro nisesy d nisy fton adinoko le izy 2 andro d niverina nande rà ndray

avatar
il y a un an

Mila arahana tsara fotsin ny fampiasana azy e

avatar
il y a un an

izaho aloa mampiasa fimailo rehefa manao firaisana d tsy atahorana e, fa le regle niverina no nampatahotra ahy sod vokatranle fanafody

avatar
il y a un an

mety tsy regle normal zan fa mety vokatra le fanafody, marobe ny karazana fanabeazanaizana de miova hafa ndray raha tsy arakao le pilule

avatar
il y a un an

Merci

Pour repondre, veuillez vous identifier ou creer un compte.

S'identifier S'inscrire