Tena azo antoka ve fa tena tsy bevohoka raha minana pilule?

avatar
il y a un an

Cc, heritona sy tapany zay za no nampiasa pilule fa rehef manao rapport za d mapiasa preservatif fon , fa t@ farany teo nef za nanandrana tsy nampiasa preservatif , d otran tsy nahatoky anle pilule za d nanao test de grossesse omaly, de soa ihany fa negatif. Ny règle anefa tsy mandeha fa ny perte mandeha normal. Misaotra izay mamaly

avatar
il y a un an

aza matahotra fa azo antoka tsara ny pilule ka, rare be zan mis accident zan

avatar
il y a un an

miasa tsara ny pilule raha tsy nandeha ny reglenao nandritran 1 taona sy tapany

avatar
il y a un an

tsy misy tokony atahorana zan, tsy mande ny regle raha mitohy tsara ny pilule fa mety hisy rà mande raha manao pause le pilule

Pour repondre, veuillez vous identifier ou creer un compte.

S'identifier S'inscrire